Entrée tananivoho
Mots élémentaires tanana ; ivoho
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho [1.1]
Exemples 
1Ny tafokazo sy ny tananivoho sisa misy manao ankehitriny [1.437]
2Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/27