|
|
|
|

Teny iditra1  randramadinika
Singan-teny  2 randrana, 3 madinika
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [1.1]
Voambolana  6  Fandram-bolo

Fivaditsoratra  7 mandriandriaka, randramadinika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12