|
|
|
|

Entrée1  rahavavy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [1.1]
Explications en anglais  4  A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy. [1.2]
5  A woman has rahavavy and an anadahy [1.26#13]
6  The sister of a woman; cf. anabavy [1.7]
Explications en français  7  Soeur d'une soeur [1.54]
8  La soeur d'une femme; cf. anabavy [1.8]
Exemples  9  Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [2.48]
Dérivés 
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  15  2 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  16  Rapports: famille
Analogues  17  anabavy, anadahy, rahalahy

Mis à jour le 2025/10/08