|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirahavavy |
| Fototeny | 2 rahavavy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed..
[1.2] 6 who are sisters. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être soeurs (entres femmes).
[1.54] 8 qui sont soeurs. [1.8] |
| Ohatra |
9 Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina
[2.470]
10 asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. [2.472] |
| Voambolana | 11 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 12 mirahalahy |
| Kamban-teny rehetra | 13 Ambatomirahavavy |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 mirahavavy, 16 vahimaravy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|