Entrée anadahy (anaka, lahy)
Partie du discours nom
Définition malgache ny lehilahy izay iray tam-po namin' ny vehivavy: Notsenain-dRasoa anabaviny ry Rakoto sy Ranaivo, anadahiny avy tany Toamasina. Tovona: mi, mpi, ianadahiana, fianadahiana. [Ravelojaona 1937]
 Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A woman's brother. Used also of men when women are speaking. See rahavavy. [Richardson 1885]
 the brother of a woman [Hallanger 1973]
Définition française frère d'une soeur [Rajemisa: Vakoka]
 le frère d'une femme [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
anadahy
anadahiko
anadahinao
anadahiny
anadahintsika
anadahinay
anadahinareo
anadahin'
anadahin-
anadahim-
Analogues  anabavy ~ rahalahy ~ rahavavy
Exemples 
1Ary Lidy e, Rainilidy anadahiko [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza [Razafiarivony: Harivolana]
3Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [Andraina: Mitaraina]
Citations 

Mis à jour le 2020/03/09