Entrée anabavy
Partie du discours nom
Définition malgache Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A man's sister. Used of women when men are speaking. See rahalahy [Richardson 1885]
 the sister of a man [Hallanger 1973]
Définition française soeur d'un frère [Rajemisa: Vakoka]
 la soeur d'un homme [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
anabavy
anabaviko
anabavinao
anabaviny
anabavintsika
anabavinay
anabavinareo
anabavin'
anabavin-
anabavim-
Analogues  anadahy ~ rahalahy ~ rahavavy
Citations 

2013/12/08