|
|
|
|

Entrée1  rahalahy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto
Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. [1.1]
Explications en anglais  4  A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy [1.2]
5  A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13]
6  The brother of a man; cf. anadahy [1.7]
Explications en français  7  Frère d'un frère [1.54]
8  Le frère d'un homme; cf. anadahy [1.8]
Exemples  9  Miarahaba anao aho, ry rahalahy! [2.583#4]
10  Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69#224]
11  Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508#336]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  19  4 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  20  Rapports: famille
Analogues  21  anabavy, anadahy, rahavavy
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot
Article  23  Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/08