|
|
|
|

Teny iditra1  firahalahiana
Fototeny  2 rahalahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahy; fihavanana, fifankatiavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 brotherhood [1.470]
Fanazavàna teny frantsay  6 fraternité [1.470]
Ohatra  7  Tsaroana fa misy marina tokoa ny firahalahiana kristiana. [2.356#]
8  Izy anefa no vavolombelon' ny firahalahiana sy mpandrafitra azy. [1.369#]
9  Sao heverinareo fa ny matoan-kevitry ny Repoblika Frantsay - Fahafahana, Fitoviana, firahalahiana -, dia natao ho anareo koa. [2.472#]
Kamban-teny rehetra  10 fifandraisana ara-pirahalahiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09