Entrée raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Synonymes raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana ~ raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho
Mots élémentaires raha ; baka ; misisika ; ianao ; izaho ; kirongo ; azo ; idirana

Mis à jour le 2023/07/30