Entrée | raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1] | |
Synonymes | raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho ~ raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana | |
Mots élémentaires | raha, baka, mihorirana, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana | |
Mis à jour le 2023/07/30 |
![]() |