Entrée 1/2 mihorirana (horirana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka
Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana [1.1]
Explications en anglais To be placed on edge [1.7]
Explications en français être placé sur son bord ou son côté [1.8]
Exemples Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra. [2.472]
Morphologie 
Présent : mihorirana
Passé : nihorirana
Futur : hihorirana
Impératif : mihoriràna
Mots composés 
Proverbes 

Entrée 2/2 mihoriràna (horirana)
Partie du discours impératif du verbe actif mihorirana [liste complète]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20