|
|
|
|

Teny iditra1 idirana
Fototeny  2iditra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 Nasiana vala vato manodidina ny fasany, mba tsy ho azon'ny omby idirana. [2.588#]
5 Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59#]
6 Azon' ny vahiny idirana ny lapako - nitsikitsiky izy - fa indrindra ianao. [2.270#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09