Entrée | 1 misisika (sisika) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io [1.1] 4 Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita [1.1] 5 Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany [1.1] 6 Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot misisika |
Mis à jour le 2023/01/20 |