Entrée mitsangana (tsangana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy
¶ Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso
¶ Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsangana
nitsangana
hitsangana
mitsangàna
Synonymes manerinerina ~ miezinezina ~ mihenjana ~ mihinjitra ~ mijajirika ~ mijalajala ~ mijaridina ~ mijidina ~ mijoalajoala ~ mijoro ~ miorina ~ miridiridy ~ mitangezaheza ~ mitsatoka
Mots composés, titres, noms 
Exemples Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 166]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot mitsangana (1): Ambatomitsangana

Entrée mitsangàna (tsangana)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsangana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/05/24