Entrée | miridiridy (ridiridy) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra [1.1] | ||||||||
Exemples | Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany.
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | midiridiry, miridiridy |
Mis à jour le 2023/01/20 |