Entrée tsangana
Partie du discours nom
Explications en malgache Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples izaho Rangoriketakinilandy
tsy maty aho fa malazo
nandre ny fingodon'ny omby
viliabe tsara tsangana
vilia fotsy endriky ny trano
itozotozoy ihany aho
fa jiafotsy ny lambako
[Fox: Hainteny, numéro 50]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot tsangana (3): Ambatomitsangana, Tsangambato, Vatomitsangana

Entrée tsangana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [SLP 1986]
Explications en français bâton
¶ diagramme en bâtons [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31