|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  manangana
Fototeny  2 tsangana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana
5 Mampijoro, manorina: Manangan-trano
6 Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina
7 Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)13  manangana
Fototeny  14 angana
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3]
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)19  manangana
Fototeny  20 angana
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  22 to lift up the head [Provincial] [1.2]
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/5)24  manangana
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  26 mijanona [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (5/5)27  mananna
Fototeny  28 tsangana
Sokajin-teny  29  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manangàna, manangana, 30 manganana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21