|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mijoro
Fototeny  2 joro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao
5 Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka [1.1]
Ohatra  6  Nahoana hianao no dia mijoro? [2.69#]
7  ny tamboho sisa no mijoro ao. [2.470#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)12  mijoro
Fototeny  13 joro
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 mivavaka, mitsodrano [Sihanaka] [1.78]
16 Mivavaka [1.1]

Teny iditra (3/3)17  mijoro
Fototeny  18 joro
Sokajin-teny  19  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  20 debout [1.13]

Fivaditsoratra  mijoro, 21 mojiro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17