|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/8) | 1 -joro |
| Fototeny | 2 zoro |
| Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe zoro |
| Ohatra |
4 ary nasiana rova efa-joro tokony havavafo ny halavany.
[2.48]
|
| Teny iditra (2/8) | 5 joro |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fitsanganana mitsatoka tsara
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 action de se tenir debout
[1.5] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 23 jorovelondranahary |
| Teny iditra (3/8) | 24 joro |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 vavaka, hataka amin' andriamanitra sy ny razana
[Sihanaka]
[1.78] 27 Fangataham-pitahiana eo am-panefana ny voady natao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 prière
[1.5] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/8) | 31 joro |
| Sokajin-teny | 32 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 Saro-tahotra, saro-kenatra, mihasihasy
[1.1] |
| Teny iditra (5/8) | 34 joro |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 tanjaky ny tolona
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 jambage
[1.13] |
| Voambolana | 38 Toe-karena: fanorenana |
| Teny iditra (6/8) | 39 joro |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 Le tronc d'un arbre, surtout quand il s'agit d'un arbre sacré. On appelle joron-drananahary (de rananahary : Dieu) une sorte de possession collective provoquée au cours de laquelle un malade est censé exorcisé de l' « esprit » qui était à l'origine de son mal. La cérémonie a généralement lieu sous un de ces arbres sacrés.
[Merina, Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry |
| Teny iditra (7/8) | 43 joro |
| Sokajin-teny | 44 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
45 norme, module
[1.13] |
| Voambolana | 46 Matematika: alijebra |
| Kamban-teny rehetra | 47 joron'ny tsilo |
| Teny iditra (8/8) | 48 joro |
| Sokajin-teny | 49 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
50 Anarana enti-milaza ny iray amin'ireo lalao karatra izay misy sarina efajoro mena
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
51 carreau au jeu de cartes
[1.3] |
| Voambolana | 52 Kilalao |
| Mpanahaka | 53 karatra, 54 lalitra, 55 samamena, 56 tangontsotrobe |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | joro, 57 rojo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|