|
|
|
|

Entrée1  ajoro (joro)
Partie du discours  2  verbe passif
Vocabulaire  3  Géographie: topographie
Explications en malgache  4  Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao
5  Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1]
6  atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13]
Explications en français  7  mettre debout; mettre en station [1.13]
Exemples  8  Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; [4.27#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/19