|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lalitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a fly [Mal. lalat; amboyna lali] [1.2]
5 a housefly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 mouche [1.8]
7 mouche, drosophile [1.13]
Ohatra  8  Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra? [2.270#]
9  Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa. [2.445#]
10  Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy. [2.285#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  12  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  15 Randzavola: lalitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)16  lalitra
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 clubs at cards [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 trèfle au jeu de cartes [1.3, 1.8]
Voambolana  21  Kilalao
Tovy hevitra  22 elatra
Mpanahaka  23  joro, 24  karatra, 25  samamena, 26  tangontsotrobe
Sary 

Fivaditsoratra  lalitra, 27 lilatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09