|
|
|
|

Entrée (1/3)1  karatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
Explications en anglais  4  a card, a ticket [1.7]
Explications en français  5  carte d'entrée, billet [1.8]
Tous les mots composés  6  5 combinaisons de ce mot
Synonymes  7  bie

Entrée (2/3)8  karatra
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana [1.1]
Tous les mots composés  11  3 combinaisons de ce mot
Analogues  12  hetra, isam-pangady, tongoamihonkona, vodihena, hajia, karamanga

Entrée (3/3)13  karatra
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
Tous les mots composés  16  2 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  17  Jeu
Synonymes  18  karatra filalaovana
Analogues  19  joro, lalitra, tangontsotrobe, samamena
Illustrations 

Mis à jour le 2025/10/08