|
|
|
|

Teny iditra1  tongoamihonkona
Singan-teny  2 tongoa, 3 mihonkona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny enti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan' olo-miaina,
6 ny haren' ny maty momba, izay tongoa na fanampin' ny efa an' ny fanjakana tsy azo avala,
7 ka tsy maintsy aloa fa voahonkona na vita mafy tsy azo sarahina amin' ny fanjakana [1.1]
Ohatra  8  Raha tsy araka ny hajia, ny tongoa mihonkona, ny vidin-doha, ny fanompoana isan-karazany dia tsy maintsy mandositra raha te-ho velona sy tsy te-ho very vady aman-janaka. [2.508]
Tsipelina hafa  9 tongoa mihonkona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17