|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihenjana |
| Fototeny | 2 henjana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity
5 Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha 6 Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 tendu
[1.3, 1.13] 8 Se raidir, être raide, vigoureux 9 fig. résister, se raidir contre [1.3] |
| Ohatra |
10 Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy.
[2.528]
11 mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy. [1.224] 12 Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra. [2.296] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 19 mihenjàna |
| Fototeny | 20 henjana |
| Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihenjana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihenjàna, mihenjana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|