| Entrée (1/2) | 1 mihaona |
| Radical | 2 haona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to meet with some one, to meet, to join, to unite with. [1.2] 6 to meet with [1.7] |
| Explications en français |
7 se rencontrer [1.8] |
| Exemples |
8 Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona.
[2.324]
9 Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana. [2.471] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 14 mifanena, mifanojo, mifanehatra, tojo, sehatra, sendra, sendra mahita, tohatra |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 16 mihaonà |
| Radical | 17 haona |
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mihaona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
19 [1.1] |
| Anagrammes | 20 animaho, 21 hamaino, 22 mahaino, 23 miahona, miahòna, 24 mianoha, 25 mihaonà, mihaona |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|