Entrée mifanena (tsena)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao
Explications en français  [Malzac: Grammaire] se rencontrer réciproquement
Morphologie 
mifanena
nifanena
hifanena
mifane
Exemples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay.
2 [Andraina: I Vola, page 39] Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra.
3 [Andriamalala: Zazavavindrano, page 92] Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao?
Citations 

Entrée mifanenà (tsena)
Partie du discours impératif du verbe actif mifanena [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31