Entrée |
manitra
(hanitra)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova
[1.1]
|
Explications en anglais | Fragrant [1.7]
|
Explications en français | Parfumé [1.8]
|
| [Merina]
(de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées.
[1.196]
|
Exemples |
1 | Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny
[2.470]
|
2 | Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany.
[2.471]
|
3 | Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka.
[2.472]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Analogues |
Andriamanitra |
Proverbes |
|