|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamafana
Fototeny  2 fafana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandrara-pofona mantra: Endre! izany tsiotsiodrivotra namafana teo amin' ny ilay saham-boninkazo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mamafàna
Fototeny  10 fafana
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamafana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamafàna, mamafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21