|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manirina
Fototeny  2 hirina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manakimpy ny mason' ny olona ho faty na efa maty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to close the eyes of the dead. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 fermer les yeux d'un mort. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)12  manirina
Fototeny  13 manitra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Atao tonga manitra. [1.1]
Tovy hevitra  16 hanirina

Teny iditra (3/3)17  manirìna
Fototeny  18 hirina
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manirina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  20 mañariny, 21 manirìna, manirina, 22 marinina, 23 miranina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11