|
|
|
|

Entrée1  maloto
Radical  2  loto
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany
Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany
Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio
Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto [1.1]
Explications en anglais  5  filthy [1.2, 1.7]
6  dirty [1.2]
7  impure [1.7]
Explications en français  8  sale [1.3, 1.8]
9  impur [1.3]
10  souillé [1.8]
Exemples  11  Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra. [2.472]
12  tsy mba azo nantsakána, fa maloto ny rano. [2.48]
13  Ireo no ho maloto aminareo amin' ny biby mandady [2.996#3.11.31]
14  Ny fitoeran-javatra rehetra misokatra fa tsy misy sarona mipetaka aminy, dia haloto [2.996#4.19]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
Tous les mots composés  18  3 combinaisons de ce mot
Antonymes  19  madio
Analogues  20  tsymadio, tsymadiotena, solotika, solotidotika, vorery, misoritika, tsilotidotika, somitika, misotisoty, mitavontavona, somerongerona, misavoretaka, vazina, misotitika, mikesonkesona, mifotafota, mahamenatra, vetaveta, mahavoafady, mahafatyvorona, tsyfampisehomasoandro, mamoafady
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/10/08