|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vetaveta |
| Fototeny | 2 veta |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao na miteny zavatra tsy mendrika; ratsy fiaina: Zaza vetaveta mihitsy ity zaza ity
5 Maha-menatra, tsy mendrika, maloto: Aoka ianareo tsy hiteny vetaveta eto imasoko fa mahasosotra ahy 6 Mandranitra ny filan' ny nofo: Aoka tsy hanao dihy vetaveta fa mamono ny fanahinareo izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 indecent, loathsome
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 indécent, abominable
[1.8] |
| Ohatra |
9 Nisy nanoratra teny vetaveta nokiahiny tamin' ny rindrin-tsekoly.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 tevateva, vetaveta |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|