|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vazina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka:
4 Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka 5 Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto 6 Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Poudreux, boueux, sale
8 Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | vazina, 18 vizana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|