Entrée |
mamoafady
(voa, fady)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | enti-milaza zavatra mahamenatra loatra ¶ Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | [ mamoa fady ] to transgress taboo, to disgrace oneself [Hallanger 1973]
|
Traduction française | déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) [Abinal 1888]
|
| [ mamoa fady ] violer les tabous, se déshonorer [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Synonymes | |
Exemples | Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [Andraina: Mitaraina, page 129]
|
|