|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamoa |
| Fototeny | 2 voa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra voa: Namoa betsaka itỳ voaloboka ity taon-dasa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to bear fruit
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 porter des fruits
[1.8, 1.196] 7 fructifier [1.196] |
| Ohatra |
8 Mety maniry izy saingy tsy mamoa.
[2.117]
9 ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357] 10 Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 15 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 mamoa |
| Fototeny | 18 voa |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 used as follows; mamoa fady
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 s'emploi dans l'expression mamoa fady
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 mamao, mamoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|