| Entrée | 1 mafy | 
| Radical | 2 hafy | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Tsy malemy, tsy manana toetra mora vaky na mora potika: Mafy itỳ hazo itỳ Tsy manana toetra malemilemy mahafinaritra ny tena: Mafy itỳ seza itỳ fa tsy misy ondana hipetrahana Enti-milaza izay ilana hery na ezaka ara-batana na aratsaina: Mafy ny raharahan' ny mpihady arintany Enti-milaza izay manery na mandidy izaitsizy: Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy arahina Matanjaka, manan-kerim-batana: Manatòna Rangahy raha mafy Sarotra lefarina, manindrona, na henjana: Mafy izany teny izany Sarotra zakaina, mangidy: Mafy ny fahoriana nentin' io iehilahy io Tsy mihontsina, tsy mety ketraka: Mafy io vehivavy io [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   hard, difficult, firm, strong. [1.2#404] 6 hard, firm; difficult [1.7] | 
| Explications en français | 7   dur: Mafy ity tany ity (Cette terre est dure) ~ Mafy ity hazo ity (Ce bois est dur, solide) ~ Mafy ny teny nataony azy (Il lui a adressé des paroles fortes, dures) ~ Mafy ny nanjo azy (Il en a souffert de dures) ~ Mafy iny lehilahy iny (Cet homme est inébranlable [1.3#416, 1.8] 8 fort, ferme, solide, inébranlable qui ne démord pas, insupportable, intolérable, calamiteux [1.3#416] 9 solide, résistant; difficile [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 36 29 combinaisons de ce mot | 
| Antonymes | 37 malemy | 
| Analogues | 38 avyaina, 39 beaina, 40 fonetana, 41 hozatina, 42 komatry, 43 maozatra, 44 matanjaka, 45 matomboka, 46 tomady, 47 vokenana | 
| Proverbes | 48 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 49 AMIF, 50 fima, 51 mafy | 
| Mis à jour le 2025/10/31 |   |