| Entrée | 1 voamafy | 
| Radical | 2 mafy | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Exemples | 4   Tsy fo drodroky ny fiainana mirotoroto toy ny any an-drenivohitra ny azy ka miafara amin' ny famonoan-tena indraindray, fa fo voamafy amin' ny fiahiana ny hoavy noho ny fitserana ny adim-piainana eo amin' ny maha tantsaha azy.
[2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/10 |   |