|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihamafy |
| Fototeny | 2 mafy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Ary mihamafy sy mihamihanaka ilay izy.
[2.472#84]
5 mihamafy fatorana ny fifankatiavana noho izany. [2.436#] 6 Jereo fa tsy mety simba ny vato mihamafy ny tany. [2.445#] 7 mihamafy hatrany ny fitempon' ny fony ary natahorany hijanona tampoka araka ny ahiahiny. [2.470#55] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihamafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|