|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamafisina |
| Fototeny | 2 mafy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihavanana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 see mafy.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 hamafina, mafina |
| Fivaditsoratra | 11 fisimahana, hamafisina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|