|
|
|
|

Entrée1  lena
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko [1.1]
Explications en anglais  4  wet, moist [1.7]
Explications en français  5  humide, mouillé [1.8]
Exemples  6  Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472]
7  Izany indrindra no nahatonga azy tsy hihafahafa ka hivary lena amin' ireto namany ireto. [2.470]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Antonymes  13  maina
Analogues  14  manda, petsa, poretsaka, vonto, bibaka, hetsaka, hotsaka, fetsaka, loditra, kotsa, ditsaka, tantera-drano, mitsoitsoy, mitera-drano, mitsi-drano, malana, malamalana
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes  30  lane, lena

Mis à jour le 2023/08/11