|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bibaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mizihitra makadiry
4 Mivonto mamoronana any anatiny (ratra na fery) [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 enflé, tuméfié, formant cloche
[1.3#79] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 bibaka an-tenda |
| Teny iditra (2/2) | 13 bibaka |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 variété de bananier.
[Tankarana]
[1.19] 16 Variété de banane à gros fruit. [Sakalava] [1.196#I.226] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 18 boroboaka |
| Fivaditsoratra | 19 babaky, bibaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|