|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  loditra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Malambolambo, malandilandy, tsara tarehy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 poli, fin, beau, magnifique [1.3#407]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)6  loditra
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Vonto, hetsaka: Loditry ny tseroka ny akanjon'itsy zaza itsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui est pénétré, imprégné [1.3#407]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  15 dilotra, loditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19