|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  fototra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antony voalohany nahatonga, niaviana: Andriamanitra no fototry ny soa rehetra ~ Tsy fahampian-tsakafo no fototry ny aretiny
4 Loharano niaviana, niandohana: Ratsizehena sy Ramianoka no fototry ny fianakavianay
5 Faka, fanorenana: Manapa-kazo amin' ny fotony / Mianjera ny trano raha tsy mafy orina ny fotony
6 Antony: Inona no fototra tsy itiavana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 root, origin, source
8 the foundation of a house; a stump of a tree in a river bed or mud
9 [Mal. pantat, fundament, bottom.] [1.2]
10 a root; a basic principle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 racine; principe de base [1.8]
12 fondation, fondement, primaire, primordial [1.13]
Ohatra  13  tsy hita intsony na dia ny fototra aza. [2.470]
14  Ilay sekoly nianarako farany mantsy dia fampianaran-tena no fototra iompanany [2.471]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  32  Fikambanana 77 amin' io teny io
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/9)34  fototra
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny anglisy  36 a large torch of ox-dung burned in the ancestral corner of the house at the time of circumcision. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  37 Grande torche faite avec le faux-tronc d'un bananier et enduite au sommet d'un mélange de graisse et de bouse de vache qu'on utilise lors des cérémonies de la circoncision [Betsileo, Merina] [1.196]

Teny iditra (3/9)38  fototra
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40 zavatra isaina tsitelotelo: Nahalatsaka atody dimy fototra Ikalamainty (izany hoe 15) [1.10#F.662]
Fanazavàna teny anglisy  41 three eggs [1.2]
Ohatra  42  Lehilahy iray no tratran' ny tompony nanongotra mangahazo roa fototra. [2.472]
Kamban-teny rehetra  43  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/9)44  fototra
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46 Ny lafy ijadonan' ny haavo amin' ny sary marolafy [1.1#386]
Fanazavàna teny frantsay  47 base
48 base : k fototra A (A base K) [1.13]
Voambolana  49  Matematika: rafitsary
Kamban-teny rehetra  50  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/9)51  fototra
Sokajin-teny  52  anarana
Fanazavàna teny anglisy  53 the largest piece of wood in a native loom. [1.2]

Teny iditra (6/9)54  fototra
Sokajin-teny  55  anarana
Fanazavàna teny frantsay  56 (dans toute l'île) (du malais pantung) Base de tronc, fût d'un arbre.
57 Nom des troncs d'arbres transportés par les crues et qui s'enlisent dans la vase ; par extension, arbres du bord des eaux.
58 On s'en servait pour faire les soubassements des maisons en terrain marécageux. [1.196]
Voambolana  59  Haizavamaniry

Teny iditra (7/9)60  fototra
Sokajin-teny  61  anarana
Fanazavàna teny frantsay  62 Nom de divers arbres utilisés pour faire des piliers de fondation dans les terrains humides. Ce sont notamment :
63 sur la côte Est Barringtonia butonica J.R.Forst. (Lecythidaceae), [Betsimisaraka]
64 sur la côte Ouest Macaranga cuspidata Boivin ex Baill. (Euphorbiaceae). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  65  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/9)68  fototra
Sokajin-teny  69  anarana
Fanazavàna teny frantsay  70 (dans toute l'île) Un individu végétal parmi d'autres : iray fototra : un seul pied ; par extension : pied-mère pour les végétaux multipliés par boutures, marcottes, etc.et formant un clone ; ou lignée pour les plantes multipliées par semis. [1.196]
Voambolana  71  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (9/9)72  fototra
Sokajin-teny  73  anarana
Fanazavàna teny frantsay  74 Signal de deux grandes perches de bois, de 9 à 15 m de long, croisées au sommet pour simuler des cornes.
75 Il marque le lien où ont été célébrées les funérailles d'un personnage de marque (on ne peut en ériger, pour les femmes même princesses) mort en dehors du village où se trouve son tombeau de famille et où son corps doit être ramené.
76 Aussi, nom des arbres qu'on utilise pour construire ce signal. Ils doivent avoir un bois particulièrement résistant et durable. [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  77  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  fototra, 78 tofotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17