|
|
|
|

Teny iditra1 fotorina
Fototeny  2fototra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana.
5Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga.
6Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorina ny raharaha alohan' ny hirosoana. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11fotorana

Fivaditsoratra  12 fionotra, 13 fotorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02