|
|
|
|

Teny iditra1  mifototra
Fototeny  2 fototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina
5 Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be rooted; to be based on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être enraciné; être basé sur [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mifototra, 14 mitofotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17