|
|
|
|

Teny iditra1 afototra
Fototeny  2fototra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Ohatra  4 hay afototrao izy ity [2.117#60]
5 fa na dia afototra aza izy, dia mety maniry hiany [1.357]
6 ka ny nataoko ity no afototr' Andriamanitra amiko [2.996#7.1.7]
7 fomba fampianatra ny ankizy tsy mba nafototra amin' ny teny malagasy [2.296#10]
8 saingy ny afototra eo amin' ny fampiarana sy ny faminaniana no samy manana ny azy [1.381]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  12 afototra, 13 atofotra, 14 faototra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10