Entrée (1/2) | 1 folaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache | 3 Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony 4 Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo 5 Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra 6 Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao 7 Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto. [1.1] |
Explications en anglais | 8 broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox [1.7] |
Explications en français | 9 fracturé [1.13] |
Exemples |
10 Farany, ny ainy no folaka an-dantony! [2.503] 11 Inona ary izany : folaka antsy fotsy? [2.69] 12 folaka ny vozona raha miondri-dava izao. [2.643] |
Dérivés |
|
Analogues | 18 pitsoka, mioritra, mipika, mivika, miolana, miholaitra, mihodivitra, maninta, tapaka |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot folaka |
Entrée (2/2) | 26 folaka |
Partie du discours | 27 nom |
Explications en français | 28 foulure, fracture [1.13] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 30 falako, folaka, kolafa |
Mis à jour le 2023/07/29 |