|
|
|
|

Teny iditra1  mivika
Fototeny  2 vika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipitsoka, mioritra, folaka: Nianjera i Koto ka nivika ny hato-tongony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be sprained, as an ankle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être entorsé, comme la cheville [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Voambolana  10  Fahasalamana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mivaky, mivika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17