|
|
|
|

Teny iditra1  mihodivitra
Fototeny  2 hodivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mahitsy, miraika kely: Mihodivitra ny kofehy ka henjano tsara ~ Mihodivitra ity andry ity
5 Mihodina any amin' ny ilany, mivily, miolaka: Raha nihodivitra kely ilay vato, dia nahavoa ny masoko
6 Mihilana: Saika nianjeran' ny vato aho raha tsy nihodivitra kely
7 Lasa nandositra mangingina, tsy hitahita akory: Nozahan' ny Polisy ny anao lahy ka nihodivitra
8 Miala amim-pahakingana: Mihodivitra amin' ny raharaha sarotra
9 Mihazo lalana miolaka mba tsy hifanena amin' olona: Mihodivitra olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to turn aside; to be untrustworthy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se détourner; faire des détours [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Mpanahaka  16  mibirioka, 17  mibisioka, 18  mibolidy, 19  mivaona, 20  miviona
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13