Entrée | mibolidy (bolidy) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Mitsoaka mandositra ¶ Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny ¶ Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [1.1] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |