|
|
|
|

Teny iditra1  maninta
Fototeny  2 sinta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Maninta ny lamosiko noho ilay fitaomana birikin-dry Dadatoa omaly [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mananty, maninta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12